• Cours de change
  • 4733.39 AR
  • |
  • $4423.3 AR

Flash Actu

Dimanche, 05 Mai 2024

Cinq œuvres de la peintre malgache d'origine, Tara Shakti, ont été sélectionnées par Samuel Peralta, le curateur et fondateur du projet Lunar Codex, pour être envoyées sur la lune. Ce voyage intergalactique est prévu pour le mois de novembre prochain.

17:02

Lavon’ny Ladies Maki tamin’ny isa 29-22 ny Kenianina, nandritra ny lalao voalohany tamin'ny fifaninanana 2024 Rugby Africa Women's Cup.

16:01

Madagascar participera au Sommet International sur la Cuisson Propre en Afrique, le 14 mai prochain, à Paris France.

15:00

Hatao any Bangkok Thaïlande ny 13 hatramin’ny 17 mey izao ny fivoriana faha-28 ataon'ny Commission des thons de l'océan Indien na CTOI.

14:08

Notanterahina omaly, teny amin’ny ENAM Androhibe, ny lanonana famoahana ofisialy ny andiany voalohany amin’ny fiaraha-miasan’ny Minisiteran’ny Asa sy ny Fikambanana Solika Groupe, misalotra ny anarana « Angovo ».

12:01

Hisy fiakarana kely ny mari-pana ankapobeny eto Madagasikara rahampitso alatsinainy, fa hiverina hidina indray izany ny talata.

11:04

Les travaux de réhabilitation urgents du quai au port de Mahajanga devraient commencer dès le mois de juin prochain. Ce projet sera soutenu financièrement par la Banque mondiale.

10:00

Ankizy manodidina ny 500 isan-taona no mandalo fitiliana sy fizahana fo eo anivon’ny Hopitaly Miaramila Soavinandriana, 100 amin’ireo no tsy maintsy miatrika fandidiana ary ny antsasa-manila no tsy maintsy alefa any ivelany.

09:02

Hotanterahina any amin’ny Faritra Alaotra mangoro sy Sofia ny tetikasa « Riz plus », izay manana tanjona hampitombo 30% far-fahakeliny ny taham-pamokarana vary any an-toerana. Aman’aliny ny tantsaha hisitraka izany.

08:01

Tera-tany vahiny miisa 6 no efa voasambotra niaraka tamin'ireto biby naondrana an-tsokosoko tany Thaïlande. Miroso amin'ny fanadihadiana sy ny fikarohana izay tompon’antoka amin’izao raharaha izao ny fanjakana Malagasy sy Thailandais.

06:58

Ny 15 hatramin'ny 17 may ho avy izao no hivory ny "Commission Mixte de Coopération entre la République de Madagascar et la République de Maurice", any amin'ny Nosy Maorisy.

17:13

Nankatoavin’ny Filan-kevitry ny Minisitra ny hanokafana toeram-pisakafoana ao amin’ny "lounge", ao amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato.

16:02

Baolina kitra : Ny Fanjakana no handray an-tanana ny saran'ny fandefasana ireo lalao mandritra ny fifaninana Confédération Africaine de Football 2024 sy ireo lalaon'ny UEFA EURO 2024 amin'ny haino aman-jerim-panjakana.

15:04

Ministeran'ny Fanabeazam-pirenena : Voatendry ho "Directeur Général de l’Institut National de Formation Pédagogique (INFP)" i Rabenandrasana Téophil.

13:59

Fiaraha-miasa eo amin'ny Tafika Malagasy - Frantsay : Misy ny fanazaran-tena eo amin'ny paikady sy ny fitifirana eny Tampoketsa, nanomboka ny 2 may ka hatramin'ny 14 may, andraisan'ny miaramila frantsay 35 anjara.

12:14

Fahasalamana : Ho tanterahina ny 27 may ho avy izao ny fitokanana ny "bloc de chirurgie cardiaque" eny anivon'ny CENHOSOA.

11:04

CUA : Miisa 231 ireo nisitraka kopia faobe tao amin'ny boriborintany fahatelo. Zaza sy ankizy manomboka amin'ny 1 volana hatramin'ny 17 taona miisa 11 840 no kendrena hahazo kopia manerana ireo boriborintany 6.

10:00

Natation : Le sommet national s’étale sur quatre jours et prendra fin aujourd’hui, à la piscine de l’Académie nationale des sports (ANS) Ampefiloha.

09:00
Voir Plus
Les derniers articles

Sport universitaire féminine : Et de 3 pour le Turnover ! Encore du foot pour les femmes !

Fikolokoloana ny zaza : tsy dia tsara ampiasaina intsony ny « talc »

05/05/2024 11:23

Vokatra iray fampiasa nandritra ny taon amaro ho fiarovana ny elakelam-pen’ny zaza tsy ho masaka ny « talc ». Ankehitriny nefa tsikaritra fa mihena ny mpivarotra ahitana azy ireny. Fa inona tokoa moa ny antony nampiasana « talc » ? Inona kosa ireo mety ho lafy ratsin’izy ireny eo amin’ny zazakely ?

Torohevitra manampy hanatsarana ny vokatra amin’ny asa

03/05/2024 09:56

Isan’ny zavatra iray lehibe takiana amin’ny sehatry ny asa ny fahatratrana ny vokatra (productions) eo amin’ny mpiasa tsirairay. Misy fotoana nefa mahatsiaro tena tototry ny asa sy reraka ka sarotra ny mahatratra izany vokatra izany. Ireto ary misy torohevitra manampy hanatsarana ny vokatra amin’ny asa.

Fomba fanamboarana « spray activateur de boucles » natoraly

02/05/2024 14:43

Malaza tokoa ankehitriny ny volo atao olioly na miolakolana, « cheveux bouclés » hoy isika. Mila fikarakarana sy vokatra (produtis) manokana ny fahazoana izany taovolo izany. Anisan’ny ampiasaina ampivoaka tsara ny « boucles » ny « spray activateur de boucles ». Atoro eto ary ny fomba natoraly azo hanamboarana izany ao an-trano.

Fomba fanamboarana « tarte à la crème »

02/05/2024 11:43

Nahandro iray azo atao tsindrin-tsakafo ary afaka atao « goûter » ihany koa ny « tarte ». Misy karazany maro moa ny fomba sy ny tsiro azo hikarakarana azy. Ka ny atoro eto anio ary dia ny fomba fanamboarana « tarte à la crème ».

Reny mampinono : mety mivadika tokoa ve ny rononon-dreny ?

02/05/2024 10:16

Isan’ny zavatra mampatahotra antsika Malagasy tokoa ny hoe mivadika ny rononon-dreny satria hoe atahorana ankarary kibo ny zazakely. Raha ny marina dia tsy mety mivadika ny rononon-dreny fa mety miova fotsiny ihany ny endriny.

Mainty : Tena lokon'ny maizina tokoa ve ?

02/05/2024 07:31

Mazàna dia hevitra ratsy hatrany no tonga ao an-tsaina raha vao miteny hoe "loko mainty". Ho an'ny eto Madagasikara dia azo lazaina fa ampifandraisin'ny maro amin'ny zavatra tsy mahasoa isan-karazany izany loko izany. Loko toy ny loko rehetra àry ve ny mainty sa isika mihitsy no efa manana fijery raiki-tampisaka izay toa tsy misy hevitra mazava akory ?

Fisorohana ny areti-mifindra Choléra

30/04/2024 11:52

Efa mandripaka olona maromaro any amin'ireo Nosy rahavavin'i Madagasikara ny areti-mandoza Choléra. Ny ao Comores sy Mayotte moa no tena voakasik'izany. Azo lazaina fa tandindonin-doza ihany koa i Madagasikara noho ny fivezivezena an-dranomasina sy an'habakabaka.

Règles douloureuses : Ireo sakafo mampihena fanaintainana

30/04/2024 06:54

Tsy vitsy ireo vehivavy no marary kibo rehefa tonga fotoana. Misy ireo tsy tafarina eo am-pandriana mihitsy. Mety hampisy voka-dratsy nefa ny fihinanana fanafody manala fanaintainana, indrindra ho an'ireo vehivavy mbola tsy niteraka. Tsara kokoa àry raha vokatra natoraly no hanina rehefa marary mandritra ny fadim-bolana.

Goavy tsinahy : Misoroka ny fitohanana (constipation)

29/04/2024 11:53

Mampijaly tokoa ny fitohanana. Misy mihitsy ireo marary kibo mafy nefa tsy mahalatsaka maloto. Azo atao tsara ny mihinana fanafody misy akora simika, nefa mahasoa ny fahasalamana kokoa ny mihinana akora natoraly. Anisan'ny tena manampy ny goavy tsinahy rehefa sendra mitohana iny.

Voankazo maina : Fantaro ireo tombontsoa 5 ho an'ny fahasalamana

26/04/2024 19:38

Voaloboka, paoma, akondro, mananasy, daty, ... Maromaro ireo voankazo maina amidy eny an-tsena. Sady natao ho an'ny fahefa-mividy rehetra izy ireny no mitondra voka-tsoa maro ho an'ny fahasalamana ihany koa.

Ireo vokatsoa entin'ny zavokà ho an'ny fahasalamana

24/04/2024 20:37

Tena mbola ao anaty vanim-potoana fahavokaran'ny zavokà isika izao. Mora tokoa ny vidiny satria manomboka amin'ny roanjato ariary dia efa mahazo. Azo tehirizina tsara io voankazo io raha mafimafy. 'Ndeha àry ho fantarina ireo zava-tsoa entiny ho an'ny fahasalamana.

Changement de génération à M6, où David Larramendy remplace Nicolas de Tavernost

23/04/2024 19:41

Nouveau patron et nouvelle ère pour le groupe M6: David Larramendy, 50 ans, a officiellement été nommé président du directoire mardi et succède à l'emblématique Nicolas de Tavernost, à la barre depuis 37 ans.

Xavier Niel donne de nouveaux gages d'indépendance au groupe Le Monde

23/04/2024 18:31

Dans un contexte à vif pour les médias, le milliardaire Xavier Niel vient de céder la quasi-totalité de ses parts dans le groupe Le Monde à un "Fonds pour l'indépendance de la presse", sanctuarisant le capital du groupe éditant le quotidien du soir mais aussi Télérama et La Vie.

Kendji Girac, blessé par balle lundi, est "tiré d'affaire", dit son manager

23/04/2024 18:31

Le chanteur Kendji Girac, blessé par balle lundi dans des circonstances encore floues, "va bien" et est "tiré d'affaire", a déclaré mardi son manager, ce qui doit permettre aux enquêteurs de l'entendre au "plus tôt" selon une source proche du dossier.

Groupe Le Monde: Niel finalise la cession de ses parts à un fonds indépendant

23/04/2024 16:41

Le milliardaire Xavier Niel a cédé la quasi-totalité de ses parts dans le groupe Le Monde à un "Fonds pour l'indépendance de la presse", ce qui a pour effet de sanctuariser le capital du groupe, ont annoncé mardi Le Monde et son "pôle d'indépendance".

JO et intelligence artificielle parmi les défis de la Cnil en 2024, selon sa présidente

23/04/2024 15:28

Jeux de Paris, vidéosurveillance algorithmique, essor des IA génératives gourmandes en données personnelles: la présidente de la Cnil (Commission nationale de l'informatique et des libertés), Marie-Laure Denis, récemment reconduite pour un deuxième mandat de cinq ans, évoque les défis du gendarme de la vie privée des Français au cours des prochains mois.

Sur les routes brésiliennes, l'IA meilleure amie du tapir?

23/04/2024 15:13

"Attention, tapir à proximité de la voie": une application en cours de développement au Brésil utilise l'intelligence artificielle pour tenter de réduire les collisions avec des animaux sauvages, un fléau dans ce pays-continent à l'extraordinaire biodiversité.

L'intelligence artificielle va "simplifier" les démarches administratives, promet Attal

23/04/2024 14:08

Gabriel Attal a souhaité mardi mettre l'intelligence artificielle (IA) développée en France "au service" des usagers et des fonctionnaires et annoncé la création de 300 maisons France Services supplémentaires d'ici 2026 pour "simplifier" le quotidien des Français dans leurs démarches administratives.

Rihanna : Mpanakanto mpamorona akanjo miaro ny tontolo iainana

23/04/2024 11:03

Samy manana ny fomba fandraisany anjara amin'ny fiarovana ny tontolo iainana ny tsirairay, na olon-tsotra, na olo-malaza, na fikambanana na orinasa. Ho an'i Rihanna manokana, ny famoronana akanjo no tena nanehoany ny fankafizany ny natiora.

Le chanteur Kendji Girac blessé par balle, l'arme en cours d'analyse

22/04/2024 23:33

Le chanteur à succès Kendji Girac a été blessé par balle au thorax lundi matin dans les Landes dans des circonstances encore floues, même si l'arme du tir a été retrouvée et "fait l'objet d'analyses", a indiqué en soirée le parquet de Mont-de-Marsan.

Les Partenaires

Moov logo